plt_tn/act/16/11.md

731 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

I Paul sy ireo namany dia tany Filipy nanao ny dia amin'ny maha misionera azy ireo. Ny andininy faha-13 dia manomboka ny tantaran'i Lydia. Ity tantara fohy ity dia mitranga mandritra ny dia nataon'i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy, anisan'izany i Lioka, mpanoratra ny Asan'ny Apostoly

Samatrakia ... Neapolia

Ireo dia tanàna amoron-tsiraka akaikin'i Filipy any Makedonia.

ny zana-tany Romanina

Ity dia tanàna ivelan'i Italia izay nitoeran'ny olona maro avy any Roma. Nanana zo sy fahalalahana mitovy tamin'ny tanàna any Italia izy io. Afaka nifehy ny tenany izy ireo ary tsy voatery nandoa hetra.