36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Eto ny teny "izy ireo", "Izy ireo" ary "azy ireo" dia manondro an' Paoly , Barnabasy, ary iireo sasany hafa.
|
|
|
|
# Noho izany izy ireo, nalefan'ny fiangonana
|
|
|
|
DH: "Koa ny fiaraha-monin'ireo mpino dia nandefa azy ireo avy any Antiokia ho any Jerosalema"
|
|
|
|
# nalefan'ny fiangonana
|
|
|
|
Eto ny "fiamgonana" dia manondro ireo olona izay anisan'ny fiangonana.
|
|
|
|
# namakivaky an'i Foinika sy Samaria ary nanambara
|
|
|
|
Ny teny hoe "namakivaky" sy "nanambara" dia manondro fa nandany fotoana vitsivitsy tany amin'ny toerana samihafa izy ireo izay nizara amin'ny antsipiriany ny zavatra nataon'Andriamanitra.
|
|
|
|
# nanambara ny fiovam-pon'ireo Jentilisa
|
|
|
|
Ny "fiovam-po" dia midika fa ireo Jentilisa dia nandà ny andriamanitra sandoka an'izy ireo ary nino an'Andriamanitra. DH: "nanambara tamin'ny fiaraha-monin'ny mpino erak'ireo toerana izay nisy Jentilisa nino an'Andriamanitra"
|
|
|
|
# Izy ireo dia nitondra hafaliana lehibe tamin'ireo rahalahy rehetra
|
|
|
|
Ny hafatr'izy ireo izay niteraka "hafaliana" teo amin'ireo rahalahy dia resahina toy ny zavatra izay nentin'izy ireo ho an'ireo rahalahy. DH: "Ny zavatra nolazain'izy ireo dia nahatonga ireo mpino namany hifaly"
|
|
|
|
# 'ireo rahalahy
|
|
|
|
Eto ny "rahalahy" dia manondro ireo namana mpino.
|
|
|
|
# noraisin'ny fiangonana sy ireo apostoly ary ireo loholona
|
|
|
|
DH: "ireo apôstôly, ireo loholona, ary ny sisa tamin'ireo mpino dia nandray azy ireo"
|
|
|
|
# tamin'izy ireo
|
|
|
|
"tamin'ny alalan'izy ireo"
|