28 lines
784 B
Markdown
28 lines
784 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly sy Barnabasy.
|
|
|
|
# nanandrana nandresy lahatra ny mpitarika azy ireo
|
|
|
|
"niezaka nandresy lahatra ireo mpitarika tao Ikonioma." Eto ny "nanandrana" dia manambara fa tsy afaka nandresy lahatra tanteraka azy ireo izy ireo talohan'ny nandaozan'ireo apostoly ny tanàna.
|
|
|
|
# mba hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy
|
|
|
|
"mba hikapoka an'i Paoly sy i Barnabasy ary hamono azy ireo amin'ny fitoraham-bato"
|
|
|
|
# Lykaonia
|
|
|
|
Distrika iray any Azia Minora
|
|
|
|
# Lystra
|
|
|
|
Tanàna iray ao Azia Minora, atsimon'Ikonioma ary avaratr'i Derbe.
|
|
|
|
# Derbe
|
|
|
|
Tanàna iray ao Azia Minora, atsimon'Ikonioma sy Lystra
|
|
|
|
# tany izy ireo no nitory ny filazantsara
|
|
|
|
I Paoly sy i Barnabasy ihany koa dia nitory ny filazantsara tany"
|