plt_tn/act/13/01.md

1.4 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanomboka niresaka momba ny dian'ny misionan'ny fiangonana tany Antiokia i Barnabasy sy i Saoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy 1 dia manome fampahalalana fototra mikasika ny olona ao amin'ny fiangonana any Antiokia.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarika dimy ireo saingy mety hampiditra ireo mpino hafa koa. Ireo teny manaraka "izy ireo" sy "azy ireo" dia azo inoana fa ireo mpitarika telo izay tsy anisan'ireny i Barnabasy sy i Saoly, saingy afaka mampiditra mpino hafa.

Ary tao amin'ny fiangonana tao Antioka

"Tamin'izany fotoana izany tao amin'ny fiangonana tao Antiokia"

ilay rahalahy izay niolonono tamin'i Heroda mpanapaka

I maneana dia mpiara-milalao tamin'i Heroda na namany akaiky.

mpanapaka

mpitondra ny iray ampahaefatry ny firenena

Atokany ho ahy

"voatondro hanompo ahy"

niantsoko azy ireo

Ny dikanteny eto dia midika fa nofidin'Andriamanitra izy ireo hanao io asa io.

nametrahan'izy ireo tànana tamin'ireo lehilahy ireo

"nametra-tanana tamin'ireo lehilahy ireo izay natokan'Andriamanitra hanompoana azy." Izany fihetsika izany dia nampiseho fa nanaiky ireo mpitarika fa ny Fanahy Masina dia niantso an'i Barnabasy sy i Saoly hanao io asa io.

nalefan'izy ireo

"nandefa ireo lehilahy ireo" na "nandefa ireo lehilahy ireo hanao ny asa izay nasain'ny Fanahy Masina nataon'izy ireo"