plt_tn/act/12/09.md

808 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

ny teny hoe "Izy" eto dia manondro an'i Petera. Ny teny hoe "izy" sy "izy ireo" dia miresaka an'i Petera sy ilay anjely.

Tsy fantany

"Tsy azony"

izay nataon'ny anjely dia tena izy

DH: "inona marina no tena nataon'ilay anjely"

Rehefa avy nandalo teo amin'ny mpiambina voalohany sy faharoa izy ireo

Midika izany fa tsy afaka nahita an'i Petera sy ilay anjely ireo miaramila rehefa nandalo. DH: "ireo mpiambina voalohany sy faharoa dia tsy nahita azy ireo rehefa nandalo teo"

izay mitondra mankany amin'ny tanàna

"nivoaka avy tao am-ponja nankany an-tanàna"

nisokatra ho azy tamin'izy ireo izany

Ny hoe "ho azy" dia midika fa tsy i Petera na ilay anjely no nanokatra izany.

nandao azy avy hatrany

"nandao tampoka i Petera" na "nanjavona tampoka"