plt_tn/act/12/05.md

20 lines
792 B
Markdown

# Noho izany dia notazonina tao am-ponja Petera
Midika izany fa niambina an'i Petera tany am-ponja ireo miaramila. DH: "niambina an'i Petera tao am-ponja ireo miaramila"
# ny vavaka dia nataon'ireo izay tao am-piangonana mafy kokoa tamin'Andriamanitra ho azy
DH: "ny vondron'ny mpino tao Jerosalema dia nivavaka tamin'Andriamanitra ho azy"
# mafy
"mitohy amin'ny fanoloran-tena" na "miaraka amin'ny fanoloran-tena tsy mijanona"
# hitondran'i Heroda azy hotsaraina
fa ny tetikí Heroda hamonoana azy dia azo hazavaina. DH: "Heroda dia nitondra an'i Petera nivoaka ny trano-maizina mba hamono azy"
# voafatotra tamin'ny rojo anankiroa
"mifatotra amin'ny rojo anikiroa". Ny rojo tsirairay avy dia nifatotra tamin'ny ray tamin'ireo mpiambina anankiroa izay nijanona teo anilan'i Petera.