plt_tn/act/10/27.md

812 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Niresaka tamin'ireo olona izay tao an-tranon'i Kornelio i Petera.

Fampahafantarana amiknk'ny ankapobeny

Ny teny "izy " eto dia manondro an'i Kornelio.

Fampahafantarana amiknk'ny ankapobeny

Eto ny teny "ianao" sy "ianareo" dia manondro an'i Kornelio ary ireo Jentilisa izay nanatrika teo.

olona maro be niara-niangona

"olona Jentilisa maro no niara-niangona." Izany dia midika fa ireo olona izay nasain'i Kornelio dia Jentilisa avokoa

Ny tenanareo mahalala

Miresaka amin'i Kornelio sy ireo vahiny nasainy i Petera.

tsy ara-dalana ho an'ny Jiosy

"izany dia voarara ho an'ny olona Jiosy." Io dia manondro ny lalàna relijiozy Jiosy.

olona avy amin'ny firenena hafa

Io dia manondro ireo olona izay tsy Jiosy sy tsy voafaritra mazava izay toerana niaviany