plt_tn/act/10/25.md

434 B

rehefa niditra Petera

"rehefa niditra ilay trano i Petera"

niankohoka teo an-tongony mba hidera azy

Na dia efa mahazatra ary ny fiankohofana ao amin'io kolontsaina io, eto dia niankohoka teo amin'i Petera i Kornelio mba ho fiderana azy.

Mitsangàna! Izaho ihany koa dia olona ihany

Izany dia fanomezana tsiny na fanitsiana an'i Kornelio mba tsy hidera an'i Petera. DH: "Atsaharo izany! Izaho dia olona tahaka anareo ihany"