plt_tn/act/09/31.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ao amin'ny andininy faha 32 ny tantara dia mifindra avy any amin'i Saoly mankany amin'ny fizarana vaovao mahakasika an'i Petera.
# Fampahalalana ankapobeny
Ny andininy faha 31 dia fanambarana izay manome vaovao farany amin'ny fitomboan'ny fiangonana.
# ny fiangonana nanerana an'i Jodia rehetra, Galilia, ary Samaria
Eto ny "fiangonana" dia manondro ireo mpino ao anatin'ireo vondrona manerana an'Israely.
# nanana fiadanana
"niaina amin-piadanana". Izany dia midika fa ilay fanenjehana izay niatomboka tamin'ny famonona an'i Stefana dia tapitra.
# voaorina
DH: "Andriamanitra no nanampy azy ireo hitombo" na "ny Faahy Masina no nanorina azy ireo"
# nandeha tamin-tahotra ny Tompo
"nanohy nanome voninahitra ny Tompo"
# tamin'ny fampiononan'ny Fanahy Masina
"niaraka tamin'ny Fanahy Masina nampahery sy nandrisika azy ireo"
# Dia tonga izany ankehitriny
Nampiasana io fehezan-teny io hanamarihana fizarana vaovao ao amin'ny tantara.
# nanerana ny faritra manontolo
Io dia hitatra hilazana ny habetsak'ireo mpino manerana an'i Jodia, Galilia sy Samaria notsidihan'i Petera.
# nidina
Ny teny hoe "nidina" dia nampiasaina eto satria Lyda dia ambany kokoa noho n ireo toerana hafa izay handehanany.