plt_tn/act/09/01.md

1005 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Miverina any amin'i Saoly sy ny famonjena azy ny tantara

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto andininy ireto dia manome fanazavana antsika izay nataon'i Saoly nanomboka tamin'ny fitoraham-bato an'i Stefana.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "azy" dia maneho an'ny mpisoronabe ary "izy"dia maneho an'i Saoly.

niteny fandrahonana foana eny fa na hatramin'ny famonoana manohitra ireo mpianatrin'ny Tompo

DH: "niteny fandrahonana foana eny fa na hatramin'ny famonoana manohitra ireo mpianatra"

ho an'ireo synagoga

Io dia manambara ireo olona ao amin'ny synagoga. DH: "ho an'ireo olona amin'ny synagoga" na "ho an'ireo mpitarika ao amin'ny synagoga"

eo amin'ny Lalany

"izay manaraka ny fampianaran'i Jesosy Kristy"

mety entiny hifatotra any Jerosalema izy ireo

"Izy dia mety hitondra azy ireo higadra any Jerosalema." Afaka hazavaina ny tanjon'i Paoly amin'ny fanampiana hoe "ka mba hafahan'ireo mpitarika Jiosy manasazy azy ireo"