plt_tn/act/08/36.md

527 B

nandeha teny an-dalana izy ireo

"nanohy ny diany teny an-dalana izy ireo"

misy rano eto

Eto dia tsy mazava ilay "rano" raha rano mikoriana na rano miangona. Isika dia tsy mahafantatra raha lalina ho azy ireo ny miditra tao. Mifidiana fomba fiteny mifanaraka amin'ny teninao.

Inona no mahasakana ahy tsy atao batisa?

Nametraka izany fanontaniana izany ny tandapa mba nangatahana alalana tamin'i Filipo mba ho atao Batisa"

nasain'ilay Etiopiana najanona ilay kalesa

"niteny ilay mpamilin'ilay kalesa mba hijanona"