plt_tn/act/08/24.md

12 lines
341 B
Markdown

# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "ianareo"dia mananbara an'i Petera sy Jaona.
# tsy hisy hitranga amiko ireo izay nolazainao
DH: "ireo zavatra ... dia mety tsy hitranga amiko
# tsy hisy hitranga amiko ireo izay nolazainao
Io dia maneho ilay teny mafin'i Petera momban'ny fahafatesan'ny volafotsin'i Simona miaraka aminy.