plt_tn/act/08/09.md

28 lines
935 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
I Simona dia nampidirina tao amin'ny tantaran'i Filipo. Ny andininy faha 9 hatramin'ny 11 dia mampafantatra momban'i Simona sy iza izy teo anivon'ireo Samaritana.
# Fa nisy lehilahy iray nantsoina hoe Simona
Izany no fomba fampidirana olona vaovao ao anatin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety hampiasa voanbolana hafa ampidirana olona vaovao ao anaty tantara.
# tanàn-dehibe
"ilay tanàna tao Samaria"
# Ireo Samaritana
Io dia fanitarana. DH: "maro tamin'ireo samaritana tao an-tanàna"
# manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra
DH: "tsy ankanavaka"
# Io lehilahy io dia ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe
Ireo olona dia milaza fa i Simona dia fahefan' Andriamanitra fantatra amin'ny hoe "ilay fahefana lehibe."
# ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe
Ireo mety ho handikana azy 1) ilay lehilahy tena mahery; 2) Andriamanitra