16 lines
498 B
Markdown
16 lines
498 B
Markdown
# notapenan'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra ny sofin'izy ireo
|
|
|
|
Nametraka ny tanan'izy ireo teo amin'ny sofin'izy ireo nampisehoana fa tsy te handre intsony izay lazain'i Stefana izy ireo.
|
|
|
|
# Notaritin'izy ireo ivelan'ny tanàna
|
|
|
|
"Nosamborin'izy ireo i Stefana ary nentin'izy ireo tamin-kery hivoaka ny tànana
|
|
|
|
# teo amin'ny tongotra
|
|
|
|
"teo anoloanan'ny." Napetraka teo izany mba ahafahan'i Saoly mahita azy.
|
|
|
|
# ilay zaza lahy
|
|
|
|
I Saoly dia nanodidina ny 30 taona tamin'izany fotoana izany.
|