36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ny teny nindramin'i Stefana eto dia nalaina tao amin'ny mpaminany Amosy
|
|
|
|
# nanao omby lahy kely
|
|
|
|
Ny mpihaino an'i Stefana dia nahafantatra fa ilay omby lahy kely iay nataon'izy ireo dia tsanga-bato. DH: "nanao tsanga-bato izay miendrika omby lahy kely izy ireo"
|
|
|
|
# omby lahy kely ... ilay sampy ... asan-tanany izy ireo
|
|
|
|
Ireo fehezanteny rehetra ireo dia manambara mahakasika ila tsanga-baton'ilay omby lahy kely.
|
|
|
|
# Andriamanitra nitodika
|
|
|
|
"nitodika Andriamanitra" io fihetsika io dia manambara ny tsy fahafalian'Andriamanitra tamin'ireo olona ary tsy hanampy azy ireo intsony. DH: "Nijanona tsy nanampy azy ireo Andriamanitra"
|
|
|
|
# namela azy ireo
|
|
|
|
"tsy nitahy azy ireo"
|
|
|
|
# ireo kintana eny an-danitra
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany 1) ireo kintana ihany na 2) ny masoandro, volana ary ireo kintana.
|
|
|
|
# ny bokin'ny mpaminany
|
|
|
|
Io dia tahiry misy ny tantara nosoratan'ireo mpaminany tao amin'ny Testamenta Taloha tamin'ny horonan-taratasy. Ary ireo soratr'i Amosy koa dia ao.
|
|
|
|
# Ianareo ve nanolotra ahy biby maty sy fanatitra nandritrin'ny efapolo taona tao an'efitra, tranon'ny Israely?
|
|
|
|
Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba hampisehoana an'Israely fa izy ireo dia tsy nidera Azy tamin'ireo sorona. DH: "Tsy nanome voninahitra Ahy ianareo rehefa nanolotra biby maty sy ireo sorona ... Israely"
|
|
|
|
# tranon'ny Israely
|
|
|
|
Io dia manambara ny firenena Israelianina manontolo. DH: "ianareo Israelita rehetra"
|