plt_tn/act/07/29.md

628 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny mpihaino an'Stefana dia efa nahafantatra fa i Mosesy dia nanambady an'i vehivavy Midianita rehefa nandositra an'Egypta

rehefa nandre izany

Ny tian'io ho lazaina dia i Mosesy dia nahafantatra fa ireo Israelita dia nahalala fa izy dia namono Egyptianina iray ny andro mialoha (7:26)

Rehefa dila ny efapolo taona

"Rehefa dila ny efapolo taona." Io ny fotoana niainan'i Mosesy tao Midiana. DH: "efapolo taona taorian'ny nandosiran'i Mosesy tany Egypta"

nisy anjely iray nipotra

Ny mpihaino an'i Stefana dia nahafantatra fa i Andriamanitra no niteny tamin'ny alalan'ilay anjely.