plt_tn/act/05/09.md

861 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Izany no mamarana ny fizaran'ny tantara momban'i Ananiasy sy Safira.

Nahoana ianareo no nanaiky hiara-hitsapa ny Fanahin'ny Tompo?

Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hitenenana mafy an'i Safira. DH: "tsy tokony nifanaraka ny hitsapa ny Fanahin'ny Tompo ianareo!"

hitsapa ny Fanahin'ny Tompo

Eto ny teny hoe "nitsapa" dia midika hoe miantsy na manaporofo. Izy ireo dia nanandrana nitsaoka raha avy nandainga tamin' Andriamanitra ka tsy ho voasazy.

reo tongotr'ireo olona izay nandevina ny vadinao

DH: "ireo lehilahy izay nandevina ny vadinao"

lavo teo noho eo teo amin'ny tongony

Izany dia midika fa rehefa maty izy dia hianjera amin'ny tany eo anatrehan'i Petera. Izany fomba fiteny izany dia tsy tokony hafangaro amin'ny hoe mandohalika eo amin'ny tongotrin'ny olona iray ho marikin'ny fanetre-tena.