plt_tn/act/04/27.md

16 lines
563 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy nivavaka ireo mpino.
# tao an-tanàna
"tao an-tanàna" tanànan'i Jerosalema.
# mpanomponareo masina
"i Jesosy izay nanompo anao amin-pahatokiana"
# hanao izay rehetra tapakin'ny tanana sy fanirianareo
Ny teny hoe "tanana" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra. Fanampin'izany, ny fehezanteny hoe : " hanao izay rehetra tapakin'ny tanana sy fanirianareo"dia mampiseho ny herin'Andriamanitra sy ny fikasany. DH: "hanao izay rehetra tapakareo satria Ianao dia mahery ary efa nanantateraka izay rehetra nokainao"