plt_tn/act/04/21.md

20 lines
630 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha 22 dia manome fampahafantarana mahakasika ny taonan'ilay lehilahy nalemy izay sitrana
# Taorian'ny fampitandremana
Ireo mpitarika Jiosy dia nandrahona ny hanasazy an'i Petera sy Jaona.
# Fa tsy nahita fomba hanasaziana azy ireo izy ireo
na dia nandrahona an'i Petera sy Jaona ary ireo mpitarika Jiosy dia tsy nahita antony hanasaziana azy ireo noho ny tahotrin'ny korontana hoataon'ny vahoaka.
# noho ny zava-bitany
DH: "noho ireo zava-bitan'i Petera sy Jaona"
# Ilay lehilahy izay niaina ny fahagagan'ny fanasitranana
"Ïlay lehilahy nositranin'i Petera sy Jaona"