plt_tn/act/04/13.md

585 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manambara an'i Petera sy Jaona. Ary mety manambara ireo mpitarika Jiosy ihany koa.

nahatsapa fa olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana

"nahatsapa" izany ireo mpitarika Jiosy ireo satria hitan'izy ireo tamin'ny fomba firesak'i Petera sy Jaona.

olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana

Ireo teny ireo roa ireo dia manana dikany mitovy ary manamafy ny fa i Petera sy Jaona dia tsy nahazo fampiofanana tamin'ny lalàna Jiosy.

ilay lehilahy izay sitrana

DH: "ilay lehilahy izay nositranin'i Jaona sy Petera"