plt_tn/act/03/11.md

865 B

fFampifandraisana ny foto-kevitra

Taorian'ny nanasitranan'i Petera ilay lehilahy izay tsy afaka nandeha dia niresaka tamin'ireo olona izy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny fehezanteny "teny amin'ny fialofana izay nantsoina hoe fialofan'i Solomona" dia manazava fa tsy tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany izy ireo.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny"izahay" sy "isika" dia manambara an'i Petera sy Jaona fa tsy vahoaka izay niresahan'i Petera.

Nahoana ny masonareo no mandinika anay, ohatran'ny hoe herinay na fahamasinanay manokana

Nametraka io fanontaniana io Petera mba hanamafisany fa tsy tokony hieritreritra ireo olona fa herin'izy sy Jaona no nahasitrana ilay lehilahy. Azo atao fehezanteny roa koa io: "Aza izahay no jerena. Tsy ny hery sy fahefanay manokana na ny fahamasinanay no nampandeha azy"