plt_tn/3jn/01/13.md

771 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no faran'ny taratasin'i Jaona ho an'i Galo. Izy dia nanome fanamarihana farany sy famaranana miaraka amin'ny fanaovam-beloma.

Tsy maniry hanoratra ireo aminareo amin'ny penina sy ranomainty aho

Jaona dia tsy naniry ny hanoratra ireny zavatra rehetra ireny mihintsy. Tsy milaza izy fa hanoratra azy ireo amin'ny zavatra hafa ankoatra ny penina sy ny ranomainty.

Mivantana

"Miaraka" na "mitokana"

Ho aminareo anie ny fiadanana

"Andriamanitra anie hanome fiadanana anareo."

Ireo sakaiza dia manao veloma anareo

"Ny sakaiza aty manao veloma anareo."

Manao veloma ireo sakaiza araka ny anarany avy

"Ataovy veloma manokana avy amiko ny mpino tsirairay any."

Ireo sakaiza

"Ireo sakaizanao" na "ireo mpino any."