8 lines
629 B
Markdown
8 lines
629 B
Markdown
# mitoera ao amin'ireo zavatra izay efa nianaranareo
|
|
|
|
Ataon'i Paoly toy ny hoe toerana izay afaka hijanonan'i Timoty ny fampianarana ara-baiboly. DH: "aza manadino izay nianaranareo ianareo" na "tohizo ny fampiharana izay efa nianaranareo"
|
|
|
|
# soratra masina ianareo. Ireny dia ahavita hampahendry anareo ho amin'ny famonjena amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy.
|
|
|
|
Ataon'i Paoly toy ny hoe olona iray izay afaka manome fahendrena ny olona iray hafany ny soratra masina . DH: "fa rehefa mamaky ny tenin'Andriamanitra ianareo, dia hanjary hanam-pahendrena mba hahazahoana famonjena avy amin'i Kristy Jesosy amin'ny finoana"
|