24 lines
996 B
Markdown
24 lines
996 B
Markdown
# Itahy
|
|
|
|
Io dia anaran-dehilahy.
|
|
|
|
# Gatita
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 6:10 ihany io anarana vondron'olona io.
|
|
|
|
# Nahoana ianao no handeha hiaraka aminay?
|
|
|
|
Io fanontaniana fampisainana io dia milaza fa tsy nangataka azy ireo mba handeha hiaraka aminy ny mpanjaka. Io fanontaniana io dia afaka soratana ho fanambarana. DH: "Tsy tokony nandeha niaraka taminay ianao"
|
|
|
|
# nahoana aho no tokony hamela anao hirenireny hiaraka aminay?
|
|
|
|
Io fanontaniana fampisainana io dia manindry fa tsy tian'i Davida handeha i Itahy. Io fanontaniana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy te hampirenireny anao manodidina anay aho".
|
|
|
|
# Satria vao niala omaly ianao
|
|
|
|
Io dia itatra nampiasaina mba hanindriana. Nipetraka tao nandritra ny taona vitsivitsy i Itahy Gatita. DH: "Satria nipetraka teto vao fotoana fohy monja ianao"
|
|
|
|
# Hiaraka aminao anie ny fahitsiana sy ny fahatokiana
|
|
|
|
Io dia tso-drano izay nomen'i Davida azy. DH: "Enga anie hahatoky sy tsy hivadika aminao mandrakariva i Yaveh"
|