plt_tn/2sa/15/05.md

12 lines
727 B
Markdown

# namoaka ny tanany izy ary nandray azy ka nanoroka azy
Io fihetsika io dia fiarahabana amin'ny maha-mpinamana. DH: "miarahaba azy ho toy ny namana amin'ny famihinana sy fanorohana azy"
# amin'ny fitsarana
Io dia midika fa nankeo amin'ny mpanjaka izy ireo mba hanapa-kevitra ny amin'ny adin'izy ireo. DH: "mba hitsara ny adin'izy ireo"
# Koa dia naka ny fon'ny olon'Israely i Absaloma
Io fehezanteny io dia midika fa nandresy lahatra ireo olona mba tsy hivadika aminy fa tsy amin'i Davida i Absaloma. Eto ny mpanoratra dia miresaka ny fomba tsy nivadihan'ny olona tamin'i Absaloma amin'ny fitenenana fa naka ny fon'izy ireo izy. DH: "Tamin'izany, no nandresen'i Absaloma lahatra ny olon'ny Israely mba tsy hivadika aminy"