plt_tn/2sa/12/16.md

973 B

nitalaho mafy

miangavy na mangataka amin'ny faniriana lehibe

niditra tao

Nankao an'efitranony i Davida rehefa irery izy. DH: "nankao an'efitranony"

mba hampiarina azy avy eo amin'ny tany

"ary namporisika azy mba hiarina amin'ny tany"

Ary

"Nitranga izany"

tsy nihaino ny feonay izy

Ireo mpanompo eto dia tondroina amin'ny feon'izy ireo mba hanindriana fa miresaka izy ireo. DH: "tsy nihaino anay izy"

andro fahafito

"ny andro faha-7". Izany dia manondro ny andro fahafito aorian'ny fahaterahan'ny zaza. DH: "ny andro fahafito aorian'ny nahaterahany"

Indro

Io dia fomba fiteny nampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona. DH: "Henoy"

Inona no mety ho hataony amin'ny tenany raha milaza aminy izahay fa maty ilay zazalahy?!

Manontany io fanontaniana fampisainana io ireo mpanompo mba hilazana ny tahotr'izy ireo. Io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Matahotra izay fa mety handratra ny tenany izy raha lazainay aminy fa maty ny zanany lahy!"