plt_tn/2sa/03/21.md

8 lines
191 B
Markdown

# Israely rehetra
Io andianteny io dia midika hoe "ny firenen'i Israely rehetra"
# Ka nandefa an'i Abnera i Davida
Nisaraka toy ny mpinamana izy ireo. Tsy tezitra tamin'i Abnera i Davida.