plt_tn/2pe/01/05.md

310 B

Noho izany

Izany dia manondro ny zavatra nolazain'i Petera tao amin'ny andininy teo taloha. DH: "Noho izay nataon'Andriamanitra."

Fahatsarana

"Fahatsaran'ny fitondran-tena."

fitiavan-drahalahy

Izany dia maneho fitiavana ny namana na ny mpinakavy ary mety midika fa tiany ny fianakaviany ara-panahy.