plt_tn/2ki/25/18.md

28 lines
831 B
Markdown

# ny lehiben'ny mpiambina
Andian-teny mitovy amin'ilay efa hita ao amin'ny 25:8.
# Seraia
Anaran-dehilahy izany.
# mpisorona faharoa
Zefania no tiana ho lazaina amin'izany. Ny mety ho dikany hafa dia "mpisorona amban'i Seraia."
# mpiandry vavahady
Adikao tahaka ny ao amin'ny 7:9.
# naka tandapa iray ho gadra
"nisambotra ary nihazona izany tsy hitsoaka"
# tandapa iray ... izay niandraikitra ireo miaramila
Ny dikan-teny sasany dia misy manao hoe "eonoka izay ... izay niandraikitra ireo miaramila." Ny eonoka dia lehilahy nalàna an-kasarotana.
# manam-pahefan'ny tafikin'ny mpanjaka izay miandraikitra ireo lehilahy miofana ho ao amin'ny tafika
Ireo mety ho dikany dia 1) noteren'ilay manam-pahefana ho lasa miaramila ireo lehilahy na 2) noraisin'ilay manam-pahefana an-tsoratra ny anaran'ireo izay lasa miaramila.