plt_tn/2ki/24/10.md

8 lines
570 B
Markdown

# ary i Joiakina mpanjakan'i Joda nankany amin'ny mpanjakan'i Babylona, izy, ny reniny, ireo mpanompony, ireo andriany, ary ireo manam-pahefany
Azonao azavaina ny antony nihaonan'i Joiakima tamin'i Nebokadnezara. DH: "Joiakima mpanjakan'i Joda, ny reniny, ireo mpanompony, ireo andriany, ary ireo manampahefany dia nivoaka tany amin'izay nisy an'ny mpanjakan'i Babylona, mba hilefitra aminy"
# Nisambotra azy ny mpanjakan'i Babylona tamin'ny taona fahavalo nanjakany.
"Rehefa nanjaka nandritra ny valo taona ny mpanjakan'i Babylona, dia nisambotra an'i Joiakima izy"