plt_tn/2ki/20/19.md

695 B

Satria nihevitra izy hoe

"Satria nihevitra i Hezekia hoe"

Tsy hisy fiadanana sy filaminana ve izany amin'ny androko?

Nametraka izany fanontaniana izany i Hezekia mba hanamafisana sahady ny aliny. DH: "Azo antoka fa hisy fiavanana sy filaminana amin'ny androko."

farihy

Toerana kely fitehirizana rano

lakan-drano

Fantsona fandehanan'ny rano

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany?

Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra avokoa ireo zavatra ireo. Jereo ao min'ny 8:22 ny fomba nandikanao izany. DH: "Voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda avokoa ireo."