plt_tn/2ki/20/08.md

631 B

Tokony handroso dingana folo ve ny aloka, sa hihemotra dingana folo

Azo ambara mazava ny niavian'ny hoe "ny aloka." DH: "Tianao hahatonga aloka avy amin'ny taratry ny masoandro eo amin'ny tohotra mba handrosoana dingana folo na mihemotra dingana folo ve i Yaveh?"

dingana folo

Ity fomba fiteny ity dia manondro ireo "tohotr'i Ahaza" ao amin'ny 20:10. Mety hoe tohotra namboarina manokana ho an'i Ahaza mpanjaka izany. Ary amin'izany no anamarihana ny ora amin'ny andro mazava araka fandrosoan'ny taratry ny masoandro manaraka izany. Amin'izany fomba izany, no ahafahan'ny mpiambina tohotra milaza ny ora mandritra ny andro.