plt_tn/2ki/19/27.md

911 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia mbola manohy ny hafatra nomen'i Yaveh tamin'ny alalan'i Isaia, mpaminany, ho an'i Hezekia Mpanjaka mikasika an'i Sankeriba Mpanjaka. Ahitana fifanindrinan-dalana izany.

ny fahatezeranao amiko

"ny fahatezeranao mihiaka ny momba ahy,"

satria ren'ny sofiko ny fiavonavonanao

Ny hoe "sofiko" dia sarinteny ilazana ny fihainoana na ny fandrenesana. DH: "satria efa reko ireo teny fieboeboanao,"

dia hametraka ny farangoko amin'ny oronao Aho, ary ao amin'ny vavanao ny lamboridiko

Ny masom-by sy ny lamboridy dia sarinteny ilazana ny fifehezan'i Yaveh an'i Sankeriba. DH: "Hitarika anao toy ny biby Aho."

hataoko miverina amin'ny lalana niavianao ianao

Ny fiverenan'i Sankeriba mody mialohan'ny andreseny an'i Jerosalema dia azo azavaina. DH: "Toy ny natongavanao ihany no hampodiako anao any amin'ny firenenao, ary tsy handresy an'i Jerosalema ianao."