plt_tn/2ki/18/26.md

952 B

Eliakima ... Hilkia ... Sebna ... Joa ...

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 18:16 ireo anarana ireo.

amin'ny sofin'ny olona izay eo amin'ny rindrina

Ny hoe "amin'ny sofin'ny" dia sarinteny ilazana ny hoe "afaka mandre". DH: "satria handre izany ny vahoaka izay mijoro ao amin'ny rindrin'ny tanàna ka hatahotra"

Moa ve aho nalefany tany amin'ireo lehilahy mipetraka eo amin'ny rindrina, iza no tsy maintsy hihinana ny malotony sy hisotro ny amanin'izy ireo manokana miaraka aminao?"

Nametraka izany fanontaniana izany izy na dia fantany aza fa fantatr'ireo mpihaino azy ny valin'izany mba hanehoana ny fikasan'izy ireo handrava sy hanala baraka ireo mpitarika sy ny vahoakan'i Jerosalema. DH: "Tsy hihaona aminao sy ny mpanomponaofotsiny ihany no nandefasan'ny tompoko ahy, fa koa hiresaka amin'ny vahoakan'ny tanàna, izay hijaly miaraka aminao rehefa tsy maintsy hihinana ny maloto sy ny amanin'izy ireo mba hivelomana izy ireo."