plt_tn/2ki/18/16.md

886 B

ny mpanjakan'ny Asyria nanetsika ny tafiny lehibe, naniraka an'i Tartana sy Raba-sarisa ary ny lehiben'ny mpifehy

Naniraka andian'olona avy tao amin'ny tafiny i Sankeriba mba hihaona amin'i Hezekia mpanjaka tany Jerosalema, ary anisan'izany koa ireo manam-boninahitra nantsoina hoe Tartana sy Raba-sarisa.

Tartana ... Raba-sarisa

Ny baiboly sasany dia mandika izany ho anaran-tsamirery. Ireo dikan-teny hafa kosa dia mandika ireo toy ny hoe anarana famantarana. DH: "Ny Tartana ... ny Raba-sarisa" na "ny mpitarika ny miaramila ... manam-boninanitry ny fitsarana"

Lakisy

Anarana tanàna izany.

ny lakan-dranon'ny kamory

Fantsona izay fitobian'ny rano miandrona mikoriana mankany antanànan'i Jerosalema.

nijanona teo amin'izany

"ary niandry an'i Hezekia teo mba hihaona amin'izy ireo"

Eliakima ... Hilkia ... Sebna ... Joa ... Asafa

Anaran-dehilahy avokoa ireo.