plt_tn/2ki/18/06.md

16 lines
485 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny tantara mahakasika ny fanjakan'i Hezekia.
# nifikitra tamin'i Yaveh izy
Ny hoe "mifikitra" dia sarinteny ilazana fa tsy nivadika tamin'i Yaveh izy ary niraiki-po taminy. DH: "Tsy mba nivadika tamin'i Yaveh i Hezekia" na "Nijanona nahatoky tamin'i Yaveh i Hezekia"
# na aiza na aiza nalehany dia nambinina izy
"na aiza na aiza nalehan'i Hezekia dia dia feno fahombiazana izy."
# tanàna voaaro mafy
tanàna voadidina manda.