plt_tn/2ki/17/09.md

380 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny fitantarana ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.

teny amin'ny havoana avo rehetra sy tany ambanin'ny hazo maitso rehetra ihany koa izy ireo.

Izany dia fanitarana mba hanehoana fa nihely ny fanompoana ireo andriamanitra tsy izy. DH: "teny amin'ireo havoana avo sy tany ambanin'ny hazo maitso teny rehetra teny"