plt_tn/2ki/17/04.md

28 lines
542 B
Markdown

# So
Anaran-dehilahy izany.
# isan-taona isan-taona
"isan-taona" (UDB)
# Ka nidin'... izy ary nofatorany tany am-ponja
Ka nogadrain'... i Hosea" (UDB)
# nanao fahirano an'izany
"nametraka andian'olona manodidina ny tanàna mba hampilefitra izany"
# nitondra ny Israely lavitra an'i Asyria
Ny anarana hoe "Israely" dia sarinteny ilazana ny olona izay monina ao. DH: "nitondra ny vahoaka Israely lavitra an'i Asyria"
# Hala ... Habora Onin'i Gozana ... Gozana
Anaran-toerana avokoa ireo.
# Mediana
Izany dia anarana vondron'olona.