plt_tn/2ki/16/17.md

368 B

tsanganana azo afindra

Misy kodiarana ireo trano heva ireo mba hahafahana mamindra toerana ireo. DH: "tsanganana azo ahetsika"

nampidininy ihany koa ny koveta

Ny koveta dia fitaovana lehibe boribory fitoeran-drano vita amin'ny varahina. DH: "nampidininy ihany koa ilay koveta lehibe"

Nohon'ny mpanjakan'i Asyria

DH: "Mba hampifaliana ny mpanjakan'i Asyria"