plt_tn/2ki/16/15.md

325 B

ny alitara lehibe

Ilay alitara vaovao izay nasain'i Ahaza natsangan'i Oria no tiana ho lazaina amin'izany.

ny fanatitra doran'ny mpanjaka sy fanatitra variny

Nanindrahindra ireo fanatiny ny mpanjaka. DH:"ny fanatitra dorako sy ny fanatitra variko" na "ny fanatitra doran'ny mpanjaka sy ny fanatitra varin'ny mpanjaka"