plt_tn/2ki/13/20.md

835 B

Ary

"Tamin'izany fotoana izany"

tamin'ny fiatombohan'ny taona

"isa-taona nandritra ny lahataona (UDB)

Raha nandevina ilay lehilahy izy ireo

"Raha teo am-pandevenana ny fatin'ilay lehilahy ny Israelita maromaro"

nahita ny andiana Moabita iray izy ireo

Eto dia midika izany fa natahotra ireo Moabita izy ireo. DH: "nahita andiana mpitaingin-tsoavaly Moabita nanatona izy ireo ka natahotra"

fasan'i Elisa (tao am-pasan'i Elisa)

"ny fasana izay nandevenana an'i Elisa"

Raha vantany vao nahakasika ny taolan'i Elisa ny vatana mangatsiakan'ilay lehilahy

Eto ny hoe "ilay lehilahy" dia ilazana ny vatana mangatsiakany. Azo azavaina izany. DH: "Raha vantany vao nahakasika ny taolan'i Elisa ny vatana mangatsiakan'ilay lehilahy"

velona indray izy ary nitsangana

"velona indray ilay lehilahy maty teo ary nitsangana"