plt_tn/2ki/13/06.md

765 B

tsy niala tamin'ireo fahotan'ny ankohonan'i Jeroboama izy ireo

Ny fijanonan'izy ireo amin'ny fahotana dia resahina toy ny hoe niala tamin'ireo fahotany izy ireo. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Tsy nitsahatra nanota tahaka ny nanotan'i Jeroboama i Israely" na "Nanohy ny fahotany tahakan'ny nataon'i Jeroboama i Israely"

ankohonan'i Jeroboama

"fianakavian'i Jeroboama"

nandrava azy ireo

"nandresy ny tafik'i Joahaza"

nanao azy ireo toy ny akofa amin'ny fotoam-pikosoham-bary

Ny fandresen'ny tafika Syriana an'ny tafik'Israely izay tena nihezinezina tokoa dia ampitahaina amin'ny akofa izay hosihosen'ny mpiasa rehefa fotoam-pijinjana. DH: "nanosihosy azy ireo toy ny fihosihosin'ny mpiasa ny akofa amin'ny tongony rehefa fotoam-pijinjana"