plt_tn/2ki/11/19.md

735 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nalain'izy ireo teo amin'ny tempoly ho ao an-dapa i Joasy, ilay mpanjaka vaovao.

ireo mpifehy an-jatony

Izany dia ilazana ireo manampahefana manara-maso ny fiambenana ny mpanjaka sy ny lapa. Jereo ao amin'ny 11:9 ny fomba nandikanao izany.

Karita

Izany ny anarana fiantso ireo vondrona mpiambina natokana hiaro ny mpanjaka.

nitondra ny mpanjaka nidina avy tany an-tranon'i Yaveh izy ireo, ka niditra tao an-tranon'ny mpanjaka

"nitondra ny mpanjaka avy teo amin'ny tempoly tankany an-dapa"

nifaly ny olona rehetra teo amin'ny tany

Fanaovana bango tokana fotsiny ihany ihany. Azo antoka fa nisy koa ireo tsy nifaly.

nilamina ny tanàna

"tony ny tanàna" na "nandry ny tanàna"