12 lines
659 B
Markdown
12 lines
659 B
Markdown
# ireo mpifehy an-jatony
|
|
|
|
Izany dia ilazana ireo manampahefana manara-maso ny fiambenana ny mpanjaka sy ny lapa. Jereo ao amin'ny 11:9 ny fomba nandikanao izany.
|
|
|
|
# Avoay eo an-daharana izy
|
|
|
|
Izany dia ilazana ny filaharan'adin'ireo miaramila. Ny mety ho dikany dia "alaivo ho eo afovoan'ireo miaramila milahatra izy" (UDB) na "Ento izy ary aoka hisy miaramila milahatra eo anilany"
|
|
|
|
# nisambotra azy izy ireo raha tonga teo amin'ilay toerana izay fidiran'ny soavaly ao an-kianjan'ny lapa izy
|
|
|
|
Toy izao ny fomba nandikan'ireo dikan-teny hafa izany "nisambotra azy ireo mpiambina ary nitondra azy tao an-dapa, izay toerana fidiran'ny soavaly mankao an-kianja."
|