plt_tn/2ki/10/25.md

20 lines
908 B
Markdown

# hoy izy tamin'ilay mpiambina sy tamin'ireo kapiteny
Ilaina ny manambara eto fa nivoaka ny tempoly Jeho mialohan'ny niresahany tamin'ilay mpiambina. DH: "niverina nivoaka tany ivelan'ny tempolin'i Bala izy ary niteny tamin'ireo mpiambina sy ireo kapiteny hoe"
# tamin'ny lelan-tsabatra
Nampiasa sabatra ireo lehilahy mba hamonoana ireo mpidera an'i Bala. DH: "tamin'ny sabatr'izy ireo" (UDB)
# nanipy azy ireo
Izany dia midika fa natsipy tany ivelan'ny tempoly ireo fatin'olona. DH: "nanipy ireo fatin'olona tany ivelan'ny tempoly"
# nataony trano fivoahana
"nataony trano fivoahana iraisan'ny be sy ny maro" Ny trano fivoahana matetika dia fampiasa any amin'ny toby na trano lehibe fampiatranoana miaramila.
# ary mandraka ankehitriny izany
Izany dia midika fa mbola mijanona amin'ny endriny izany zavatra izany mandraka ankehitriny. DH: "ary hatramin'izao dia dia mbola tahaka izany foana izany"