plt_tn/2ki/08/01.md

449 B

Ary

Eto izany teny izany dia ampiasaina mba ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara. Manomboka fizarana vaovao ny mpanoratra eto.

Elisa niresaka tamin-dravehivavy renin'ilay zaza novelominy.

Hita ao amin'ny 4:8 ny tantaran'izany vehivavy izany sy ny zanany.

novelominy

"namerenany indray ny ainy"

Mitsangàna

"Mitsangàna eo amin'ny toerana misy anao eo"

ilay lehilahin'Andriamanitra

"Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra"