plt_tn/2ki/07/16.md

1.2 KiB

nandroba ny toby (nandroba ny tobin'ireo)

Izany no ilazana ny fangalarana ny zavatry ny tafika resy.

Ka namidy ho sekely iray ny koba tsara toto eran'ny famarana, ary sekely iray ny vary hordea roa famarana

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Ka namidin'ny olona ho sekely iray ny koba tsara toto eran'ny famarana ary sekely iray ny vary hordea roa famarana"

koba tsara eran'ny famarana ... vary hordea roa famarana

Ny iray famarana dia mitovy amin'ny 7 litatra. DH: "koba tsara toto 7 litatra ... vary hordea 14 litatra"

sekely iray

Ny sekely iray dia mari-pandrefesana mitovy amin'ny 11 grama eo ho eo. DH: "volafotsy 11 grama eo ho eo" na "volafotsy madinika iray"

araka ny efa voalazan'ny tenin'i Yaveh

Eto ny hoe "teny" dia ilazana an'i Yaveh. DH: "araka ny ny voalazan'i Yaveh"

ilay lehiben'ny mpiambina izay akaiky azy

Ny kapiteny lehibe izay mpanampy manokan'ny mpanjaka dia tena akaikin'ny mpanjaka. DH: "ilay kapiteny akaikin'ny mpanjaka" na "ilay kapiteny izay mpanampy manokan'ny mpanjaka manokana"

voahitsakitsak'ireo vahoaka

Niara-nirohotra ireo vahoaka mba hahazo sakafo tao amin'ny toby ary natosik'izy ireo ilay lehilahy ka voatsakitsaka izy ary maty.