plt_tn/2ki/07/03.md

824 B

Ary

Eto izany teny izany dia nampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara. Eto ny mpanoratra dia manomboka fizarana vaovao ao amin'ny tantara.

Nahoana isika no tokony hijanona eto mandra-pahafatintsika?

Na dia nisy lehilahy efatra aza teo, dia mety ny lehilahy iray tamin'ireo ihany no nametraka izany fanontaniana izany. Izany fanontaniana fampisainana izany dia entina anehoana fa tsy tokony hijanona eo izy ireo. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Tsy tokony hijanona eto tokoa isika mandra-pafatitsika"

Raha tsy mamono antsika izy ireo, dia ho velona isika, fa raha mamono antsika izy ireo, dia ho faty isika.

Nilaza ireo lehilahy boka efatra fa na ireo Syriana hanome sakafo azy ireo dia ho velona izy ireo, na mety hamono azy ireo, ary ny tena loza dia ho faty eny rehetra eny izy ireo.