plt_tn/2ki/05/05.md

605 B

hampitondra taratasy ... aho

Hanome taratasy ho an'i Namàna ny mpanjaka mba ho entiny any amin'ny mpanjakan'Israely. DH: "hampitondra taratasy anao aho"

talenta volafotsy folo, volamena enin'arivo

"talenta volafotsy 10, volamena 6000." Azo atao ny mampiasa fadanjana vaovao. DH: "volafotsy 340 kilao, volamena 6000"

nentiny niaraka taminy ny talenta volafotsy folo ... akanjo fisoloana folo

Fanomezana ho an'ny mpanjakan'Israely avy any amin'ny mpanjakan'i Asyria izany. DH: "nentiny niaraka taminy ny talenta volafotsy folo ... akanjo fisoloana folo ho fanomezana ho an'ny mpanjakan'Israely"