plt_tn/2ki/04/21.md

673 B

teo amin'ny fandrian'ilay lehilahin'Andriamanitra

Izany dia ilay fandriana efa nomaniny ho an'i Elisa rehefa misy dia alehany any Sonema.

ilay lehilahin'Andriamanitra

"Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra"

mba hahafahako mandeha haingana any amin'ilay lehilahin'Andriamanitra ary hiverina avy eo

Nilaza tamin'ny vadiny ilay vehivavy fa andeha hijery an'i Elisa izy nefa tsy nilaza izy fa andeha satria maty ny zanany. Azo ampiana teny hafa ny fehezanteny mba hampazava azy kokoa toy ny ao amin'ny UDB. DH: "mba hahafahako mandeha haingana any amin'ilay lehilahin'Andriamanitra ary hiverina avy eo." Nefa tsy niteny tamin'ny vadiny izy fa maty ny zanak'izy ireo."